Tafa sy Dinika iarahana amin'i Tahina RAZAFINJOELINA sy ireo Mpiaradia aminy
Tsy anavahana an'izan'iza fa izay rehetra liana te hametraka fanontaniana sy hahalala bebe kokoa ny programany dia afaka tonga avokoa
Afaka manasa namana ihany koa
Tsy misy vidim-pidirana